Ora fandraisana : Alatsinainy - Zoma 9: - 5 PM

Vavahady

Raha hanaraka ny tohin'ny fitarainanao ianao dia midira eo amin'ny faritra hoe MIDIRA AMIN'NY KAONTINAO.
Raha hametraka fitarainana ianao dia tsy maintsy misoratra anarana mba ahafahanao manao izany dia midira eo amin'ny faritra hoe MBOLA TSY MANANA KAONTY.
Efa manana kaonty?
Raha efa manana kaonty ianao dia afaka miditra hahafahanao manaraka ny fivoaran’ny « Fitaraianana » izay nampidirinao.
Mbola tsy manana kaonty?
Raha mbola tsy manana kaonty ianao dia iangaviana mba hanokatra kaonty hoanao mba hahafahanao mametraka ny fitarainanao.